{"id":4054,"date":"2021-12-09T15:00:36","date_gmt":"2021-12-09T15:00:36","guid":{"rendered":"https:\/\/mihari-network.org\/?p=4054"},"modified":"2021-12-21T13:12:14","modified_gmt":"2021-12-21T13:12:14","slug":"fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony","status":"publish","type":"post","link":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/","title":{"rendered":"Fanambarana &#8211; Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony !"},"content":{"rendered":"<p><strong>Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony !<\/strong><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p><strong>Fanambarana<\/strong><\/p>\n<p>Antananarivo, 9 Desambra 2021<\/p>\n<p>Izahay, mpikambana ato amin\u2019ny tambazotra MIHARI, tambazotra nasionaly ny vondron\u2019olona mpitantana eny ifotony ny harena andranomasina sy morontsiraka na LMMA (Lamina enti-mitantana ny Morontsiraka sy ny andranomasina), dia manao fanairana mba hanamafisana ny fiarovana ny zo sy ny ain\u2019ireo mpisehatra ary ireo mahery fo amin\u2019ny fiarovana ny harena andranomasina sy morontsiraka avy eny ifotony eto Madagasikara.<\/p>\n<p><strong>Fampahatsiahivana ny zava-misy : Niharan\u2019ny herisetra noho ny fiarovana ala honko<\/strong><\/p>\n<p>Nanatanteraka voly honko faobe ny solontenan\u2019ny fokonolona tao Mahalogny, Commune Rurale Ankatafa, District Ambanja, Faritra Diana, ny 29 Novambra 2021. Noho ny tsy fahampian\u2019ny zanaka honko novolena dia niverina nanangona zanaka honko ny solontenam-pokonolona vatan-dehilahy miisa sivy (09) ny 30 Novambra maraina. Rehefa voahangona ny zanaka honko dia niala sasatra teo amin\u2019ny toerana iray malalaka izy ireo ary nahita fatana fanamboarana arina na \u201ccharbon\u201d honko mbola mirehitra. Tampoka teo dia tonga nanantona ny solontenam-pokonolona ireo tompon\u2019ny fatana, miisa dimy (05) lahy, ka avy hatrany dia nanao teny mahery sy nandratra tsy misy indra-fo ireto farany tamin\u2019ny antsy lava (saboa) sy zava-maranitra.<\/p>\n<p>Vokany :<\/p>\n<p>-mpanaramaso honko iray, i KOTO Nindrina Nomenjanahary Edmond, antsoina hoe \u201cEdmond\u201d naratra mafy nahiditra hopitaly. Ahiana mafy ny ain\u2019i KOTO Nindrina Nomenjanahary Edmond hatreto. Nodidiana noho ny ratra nahazo teo amin\u2019ny lamosiny sy ny tarehiny izy.<\/p>\n<p>-Misy namany iray hafa kosa naratra eo amin\u2019ny tongony noho ny toraka nahazo azy ary<\/p>\n<p>Afaka nitsoaka ny naman\u2019izy ireo fito (07) hafa.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>Efa misy ny fandraisan\u2019andraikitra nataon\u2019ny ny manam-pehafana isan\u2019ambaratongany any an-toerana nijery ifotony ny zava-nitranga sy nifampidinika tamin\u2019ny tompon\u2019andraikitra ary ny\u00a0 fokonolona an-tan\u00e0na tao Mahalogny. Isaoranay etoana ny fifanomezan-tanana sy ny fifarimbonan\u2019ny mpiantsehitra maro noho izao loza mitranga izao.<\/p>\n<p><strong>\u00a0<\/strong><\/p>\n<p><strong>Ampitomboy ny fanamafisana ny fiarovana ny ain\u2019ireo mpiaro ny ala honko sy ny harena andranomasina avy eny ifotony<\/strong><\/p>\n<p>Mampanahy anay ity toe-draharaha ity, izay tsy vao voalohany, taorian&#8217;ny raharaha Attoumany Alily sy ireo hafa. Raha tsiahivina, dia namoy ny ainy <a href=\"https:\/\/mihari-network.org\/actualite\/attomany-alily-le-heros-de-la-conservation-des-mangroves-assassine-en-2016-recoit-le-prix-du-courage-citoyen\/\" target=\"_blank\" rel=\"noopener\">I tompokolahy Attoumany<\/a>, tamin\u2019ny jolay 2016, tany Antsahampano, Commune Rurale Ambanja, District Antsiranana II, R\u00e9gion Diana, noho ny vono sy ratra nahazo azy teo am-panatanterahana ny asa fiarovana ala honko nataony.<\/p>\n<p>Manaitra ny tompon\u2019andraikitra izahay mba tsy hisy intsony ny tranga toy izao. Melohinay tanteraka ny tsy mataho-tody mampihatra herisetra manoloana ny asa masina ataon\u2019ny mpiaro sy mpitantana ny harena voajanahary eny ifotony.<\/p>\n<p>Ny LMMA na Lamina enti-mitantana ny Morontsiraka sy ny andranomasina dia hery iray manampy ny fampitomboana ny faritra misy fitantanana maharitra eto Madagasikara. Mandray anjara mivantana amin\u2019ny fitantana lovainjafy ny harena voajanahary ny vondron\u2019olona ifitony mpikambana anaty tambazotra MIHARI.<\/p>\n<p>-Manamafy ny fanairana izahay ary mangataka ny hijerena sy hanarahan&#8217;ireo tompon&#8217;andraikitra isa-tsokajiny ity raharaha ity ka hanamelohana sy hampiharana ny sazy sahaza amin&#8217;ireo nahavanon-doza, araka ny lal\u00e0na velona eto Madagasikara.<\/p>\n<p>-Manao antso avo amin&#8217;ny manam-pahefana isan-tokony eo anivon&#8217;ny fanjakana izahay mba hiarovana ny ain\u2019ny vondron\u2019olona izay manao izay ho afany ho fitantanana maharitra ny harena voajanahary. Ny fisian\u2019ny fandriam-pahalemana dia antoka iray hampandrosoana ny eny ifotony sy ny firenena iray manontolo.<\/p>\n<p>-Mangataka ny fanohanana avy amin\u2019ireo hery velona rehetra misy izahay mba hampiroboroboana ny fitantanana ny harena voajanahary avy eny ifotony. Adidy aman&#8217;andraikitry ny tsirairay izany.<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p><strong>Ny tambazotra MIHARI<\/strong><\/p>\n<hr \/>\n<p><a href=\"https:\/\/mihari-network.org\/wp-content\/uploads\/2021\/12\/2021_12_09-Fanambarana-Version-finale.pdf\" target=\"_blank\" rel=\"noopener\">T\u00e9l\u00e9chargez le communiqu\u00e9 en version PDF (en malagasy)<\/a><\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n<p>&nbsp;<\/p>\n","protected":false},"excerpt":{"rendered":"<p>Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony ! &nbsp; Fanambarana Antananarivo, 9 Desambra 2021 Izahay, mpikambana ato amin\u2019ny tambazotra MIHARI, tambazotra nasionaly ny vondron\u2019olona mpitantana eny ifotony ny harena andranomasina sy morontsiraka na LMMA (Lamina enti-mitantana ny Morontsiraka sy ny andranomasina), dia manao fanairana mba hanamafisana ny fiarovana ny zo sy ny ain\u2019ireo mpisehatra [&hellip;]<\/p>\n","protected":false},"author":151,"featured_media":4052,"comment_status":"closed","ping_status":"closed","sticky":false,"template":"","format":"standard","meta":{"ocean_post_layout":"","ocean_both_sidebars_style":"","ocean_both_sidebars_content_width":0,"ocean_both_sidebars_sidebars_width":0,"ocean_sidebar":"","ocean_second_sidebar":"","ocean_disable_margins":"enable","ocean_add_body_class":"","ocean_shortcode_before_top_bar":"","ocean_shortcode_after_top_bar":"","ocean_shortcode_before_header":"","ocean_shortcode_after_header":"","ocean_has_shortcode":"","ocean_shortcode_after_title":"","ocean_shortcode_before_footer_widgets":"","ocean_shortcode_after_footer_widgets":"","ocean_shortcode_before_footer_bottom":"","ocean_shortcode_after_footer_bottom":"","ocean_display_top_bar":"default","ocean_display_header":"default","ocean_header_style":"","ocean_center_header_left_menu":"","ocean_custom_header_template":"","ocean_custom_logo":0,"ocean_custom_retina_logo":0,"ocean_custom_logo_max_width":0,"ocean_custom_logo_tablet_max_width":0,"ocean_custom_logo_mobile_max_width":0,"ocean_custom_logo_max_height":0,"ocean_custom_logo_tablet_max_height":0,"ocean_custom_logo_mobile_max_height":0,"ocean_header_custom_menu":"","ocean_menu_typo_font_family":"","ocean_menu_typo_font_subset":"","ocean_menu_typo_font_size":0,"ocean_menu_typo_font_size_tablet":0,"ocean_menu_typo_font_size_mobile":0,"ocean_menu_typo_font_size_unit":"px","ocean_menu_typo_font_weight":"","ocean_menu_typo_font_weight_tablet":"","ocean_menu_typo_font_weight_mobile":"","ocean_menu_typo_transform":"","ocean_menu_typo_transform_tablet":"","ocean_menu_typo_transform_mobile":"","ocean_menu_typo_line_height":0,"ocean_menu_typo_line_height_tablet":0,"ocean_menu_typo_line_height_mobile":0,"ocean_menu_typo_line_height_unit":"","ocean_menu_typo_spacing":0,"ocean_menu_typo_spacing_tablet":0,"ocean_menu_typo_spacing_mobile":0,"ocean_menu_typo_spacing_unit":"","ocean_menu_link_color":"","ocean_menu_link_color_hover":"","ocean_menu_link_color_active":"","ocean_menu_link_background":"","ocean_menu_link_hover_background":"","ocean_menu_link_active_background":"","ocean_menu_social_links_bg":"","ocean_menu_social_hover_links_bg":"","ocean_menu_social_links_color":"","ocean_menu_social_hover_links_color":"","ocean_disable_title":"default","ocean_disable_heading":"default","ocean_post_title":"","ocean_post_subheading":"","ocean_post_title_style":"","ocean_post_title_background_color":"","ocean_post_title_background":0,"ocean_post_title_bg_image_position":"","ocean_post_title_bg_image_attachment":"","ocean_post_title_bg_image_repeat":"","ocean_post_title_bg_image_size":"","ocean_post_title_height":0,"ocean_post_title_bg_overlay":0.5,"ocean_post_title_bg_overlay_color":"","ocean_disable_breadcrumbs":"default","ocean_breadcrumbs_color":"","ocean_breadcrumbs_separator_color":"","ocean_breadcrumbs_links_color":"","ocean_breadcrumbs_links_hover_color":"","ocean_display_footer_widgets":"default","ocean_display_footer_bottom":"default","ocean_custom_footer_template":"","ocean_post_oembed":"","ocean_post_self_hosted_media":"","ocean_post_video_embed":"","ocean_link_format":"","ocean_link_format_target":"self","ocean_quote_format":"","ocean_quote_format_link":"post","ocean_gallery_link_images":"off","ocean_gallery_id":[],"footnotes":""},"categories":[4],"tags":[],"class_list":["post-4054","post","type-post","status-publish","format-standard","has-post-thumbnail","hentry","category-news","entry","has-media"],"yoast_head":"<!-- This site is optimized with the Yoast SEO plugin v27.9 - https:\/\/yoast.com\/product\/yoast-seo-wordpress\/ -->\n<title>Fanambarana - Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony ! - Mihari Network<\/title>\n<meta name=\"robots\" content=\"index, follow, max-snippet:-1, max-image-preview:large, max-video-preview:-1\" \/>\n<link rel=\"canonical\" href=\"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/\" \/>\n<meta property=\"og:locale\" content=\"en_US\" \/>\n<meta property=\"og:type\" content=\"article\" \/>\n<meta property=\"og:title\" content=\"Fanambarana - Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony ! - Mihari Network\" \/>\n<meta property=\"og:description\" content=\"Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony ! &nbsp; Fanambarana Antananarivo, 9 Desambra 2021 Izahay, mpikambana ato amin\u2019ny tambazotra MIHARI, tambazotra nasionaly ny vondron\u2019olona mpitantana eny ifotony ny harena andranomasina sy morontsiraka na LMMA (Lamina enti-mitantana ny Morontsiraka sy ny andranomasina), dia manao fanairana mba hanamafisana ny fiarovana ny zo sy ny ain\u2019ireo mpisehatra [&hellip;]\" \/>\n<meta property=\"og:url\" content=\"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/\" \/>\n<meta property=\"og:site_name\" content=\"Mihari Network\" \/>\n<meta property=\"article:publisher\" content=\"https:\/\/web.facebook.com\/miharinetwork\" \/>\n<meta property=\"article:published_time\" content=\"2021-12-09T15:00:36+00:00\" \/>\n<meta property=\"article:modified_time\" content=\"2021-12-21T13:12:14+00:00\" \/>\n<meta property=\"og:image\" content=\"https:\/\/mihari-network.org\/wp-content\/uploads\/2021\/12\/sary-scaled.jpg\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:width\" content=\"2560\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:height\" content=\"1707\" \/>\n\t<meta property=\"og:image:type\" content=\"image\/jpeg\" \/>\n<meta name=\"author\" content=\"Gu\u00e9nol\u00e9 Ravelomahafaly\" \/>\n<meta name=\"twitter:label1\" content=\"Written by\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data1\" content=\"Gu\u00e9nol\u00e9 Ravelomahafaly\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:label2\" content=\"Est. reading time\" \/>\n\t<meta name=\"twitter:data2\" content=\"3 minutes\" \/>\n<script type=\"application\/ld+json\" class=\"yoast-schema-graph\">{\"@context\":\"https:\\\/\\\/schema.org\",\"@graph\":[{\"@type\":\"Article\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\\\/#article\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\\\/\"},\"author\":{\"name\":\"Gu\u00e9nol\u00e9 Ravelomahafaly\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/6be984ae4b76495a6dd0c97a929e2092\"},\"headline\":\"Fanambarana &#8211; Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony !\",\"datePublished\":\"2021-12-09T15:00:36+00:00\",\"dateModified\":\"2021-12-21T13:12:14+00:00\",\"mainEntityOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\\\/\"},\"wordCount\":568,\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/#organization\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/12\\\/sary-scaled.jpg\",\"articleSection\":[\"News\"],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"WebPage\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\\\/\",\"name\":\"Fanambarana - Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony ! - Mihari Network\",\"isPartOf\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/#website\"},\"primaryImageOfPage\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\\\/#primaryimage\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\\\/#primaryimage\"},\"thumbnailUrl\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/12\\\/sary-scaled.jpg\",\"datePublished\":\"2021-12-09T15:00:36+00:00\",\"dateModified\":\"2021-12-21T13:12:14+00:00\",\"breadcrumb\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\\\/#breadcrumb\"},\"inLanguage\":\"en-US\",\"potentialAction\":[{\"@type\":\"ReadAction\",\"target\":[\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\\\/\"]}]},{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\\\/#primaryimage\",\"url\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/12\\\/sary-scaled.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/12\\\/sary-scaled.jpg\",\"width\":2560,\"height\":1707,\"caption\":\"A Boanamary - Mahajanga, le 26 juillet 2021 (\u00a9 iAko M. Randrianarivelo\\\/Mira Photo\\\/MIHARI) Reboisement de mangroves \u2014 Journ\u00e9e internationale pour la conservation de l\u2019\u00e9cosyst\u00e8me des mangroves\"},{\"@type\":\"BreadcrumbList\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\\\/#breadcrumb\",\"itemListElement\":[{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":1,\"name\":\"Home\",\"item\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/home\\\/\"},{\"@type\":\"ListItem\",\"position\":2,\"name\":\"Fanambarana &#8211; Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony !\"}]},{\"@type\":\"WebSite\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/#website\",\"url\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/\",\"name\":\"Mihari Network\",\"description\":\"A Blue Ventures Network site\",\"publisher\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/#organization\"},\"potentialAction\":[{\"@type\":\"SearchAction\",\"target\":{\"@type\":\"EntryPoint\",\"urlTemplate\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/?s={search_term_string}\"},\"query-input\":{\"@type\":\"PropertyValueSpecification\",\"valueRequired\":true,\"valueName\":\"search_term_string\"}}],\"inLanguage\":\"en-US\"},{\"@type\":\"Organization\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/#organization\",\"name\":\"MIHARI\",\"url\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/\",\"logo\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\",\"url\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/04\\\/cropped-Mihari-logo-default.jpg\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/wp-content\\\/uploads\\\/2021\\\/04\\\/cropped-Mihari-logo-default.jpg\",\"width\":300,\"height\":94,\"caption\":\"MIHARI\"},\"image\":{\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/logo\\\/image\\\/\"},\"sameAs\":[\"https:\\\/\\\/web.facebook.com\\\/miharinetwork\",\"https:\\\/\\\/x.com\\\/lmmamada\",\"https:\\\/\\\/www.youtube.com\\\/channel\\\/UCXZFMfhj2Kcflhr06CkXEVA\"]},{\"@type\":\"Person\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/#\\\/schema\\\/person\\\/6be984ae4b76495a6dd0c97a929e2092\",\"name\":\"Gu\u00e9nol\u00e9 Ravelomahafaly\",\"image\":{\"@type\":\"ImageObject\",\"inLanguage\":\"en-US\",\"@id\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/52dd04be57ae651bd1f1f7047f1bc5a39b438d431abcc0f6e32a8f3c477932bf?s=96&d=mm&r=g\",\"url\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/52dd04be57ae651bd1f1f7047f1bc5a39b438d431abcc0f6e32a8f3c477932bf?s=96&d=mm&r=g\",\"contentUrl\":\"https:\\\/\\\/secure.gravatar.com\\\/avatar\\\/52dd04be57ae651bd1f1f7047f1bc5a39b438d431abcc0f6e32a8f3c477932bf?s=96&d=mm&r=g\",\"caption\":\"Gu\u00e9nol\u00e9 Ravelomahafaly\"},\"url\":\"https:\\\/\\\/mihari-network.org\\\/en\\\/author\\\/guenole\\\/\"}]}<\/script>\n<!-- \/ Yoast SEO plugin. -->","yoast_head_json":{"title":"Fanambarana - Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony ! - Mihari Network","robots":{"index":"index","follow":"follow","max-snippet":"max-snippet:-1","max-image-preview":"max-image-preview:large","max-video-preview":"max-video-preview:-1"},"canonical":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/","og_locale":"en_US","og_type":"article","og_title":"Fanambarana - Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony ! - Mihari Network","og_description":"Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony ! &nbsp; Fanambarana Antananarivo, 9 Desambra 2021 Izahay, mpikambana ato amin\u2019ny tambazotra MIHARI, tambazotra nasionaly ny vondron\u2019olona mpitantana eny ifotony ny harena andranomasina sy morontsiraka na LMMA (Lamina enti-mitantana ny Morontsiraka sy ny andranomasina), dia manao fanairana mba hanamafisana ny fiarovana ny zo sy ny ain\u2019ireo mpisehatra [&hellip;]","og_url":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/","og_site_name":"Mihari Network","article_publisher":"https:\/\/web.facebook.com\/miharinetwork","article_published_time":"2021-12-09T15:00:36+00:00","article_modified_time":"2021-12-21T13:12:14+00:00","og_image":[{"width":2560,"height":1707,"url":"https:\/\/mihari-network.org\/wp-content\/uploads\/2021\/12\/sary-scaled.jpg","type":"image\/jpeg"}],"author":"Gu\u00e9nol\u00e9 Ravelomahafaly","twitter_misc":{"Written by":"Gu\u00e9nol\u00e9 Ravelomahafaly","Est. reading time":"3 minutes"},"schema":{"@context":"https:\/\/schema.org","@graph":[{"@type":"Article","@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/#article","isPartOf":{"@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/"},"author":{"name":"Gu\u00e9nol\u00e9 Ravelomahafaly","@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/#\/schema\/person\/6be984ae4b76495a6dd0c97a929e2092"},"headline":"Fanambarana &#8211; Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony !","datePublished":"2021-12-09T15:00:36+00:00","dateModified":"2021-12-21T13:12:14+00:00","mainEntityOfPage":{"@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/"},"wordCount":568,"publisher":{"@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/#organization"},"image":{"@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/mihari-network.org\/wp-content\/uploads\/2021\/12\/sary-scaled.jpg","articleSection":["News"],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"WebPage","@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/","url":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/","name":"Fanambarana - Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony ! - Mihari Network","isPartOf":{"@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/#website"},"primaryImageOfPage":{"@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/#primaryimage"},"image":{"@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/#primaryimage"},"thumbnailUrl":"https:\/\/mihari-network.org\/wp-content\/uploads\/2021\/12\/sary-scaled.jpg","datePublished":"2021-12-09T15:00:36+00:00","dateModified":"2021-12-21T13:12:14+00:00","breadcrumb":{"@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/#breadcrumb"},"inLanguage":"en-US","potentialAction":[{"@type":"ReadAction","target":["https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/"]}]},{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/#primaryimage","url":"https:\/\/mihari-network.org\/wp-content\/uploads\/2021\/12\/sary-scaled.jpg","contentUrl":"https:\/\/mihari-network.org\/wp-content\/uploads\/2021\/12\/sary-scaled.jpg","width":2560,"height":1707,"caption":"A Boanamary - Mahajanga, le 26 juillet 2021 (\u00a9 iAko M. Randrianarivelo\/Mira Photo\/MIHARI) Reboisement de mangroves \u2014 Journ\u00e9e internationale pour la conservation de l\u2019\u00e9cosyst\u00e8me des mangroves"},{"@type":"BreadcrumbList","@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/fanambarana-arovy-ireo-mpitantana-harena-andranomasina-avy-eny-ifotony\/#breadcrumb","itemListElement":[{"@type":"ListItem","position":1,"name":"Home","item":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/home\/"},{"@type":"ListItem","position":2,"name":"Fanambarana &#8211; Arovy ireo mpitantana harena andranomasina avy eny ifotony !"}]},{"@type":"WebSite","@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/#website","url":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/","name":"Mihari Network","description":"A Blue Ventures Network site","publisher":{"@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/#organization"},"potentialAction":[{"@type":"SearchAction","target":{"@type":"EntryPoint","urlTemplate":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/?s={search_term_string}"},"query-input":{"@type":"PropertyValueSpecification","valueRequired":true,"valueName":"search_term_string"}}],"inLanguage":"en-US"},{"@type":"Organization","@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/#organization","name":"MIHARI","url":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/","logo":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/#\/schema\/logo\/image\/","url":"https:\/\/mihari-network.org\/wp-content\/uploads\/2021\/04\/cropped-Mihari-logo-default.jpg","contentUrl":"https:\/\/mihari-network.org\/wp-content\/uploads\/2021\/04\/cropped-Mihari-logo-default.jpg","width":300,"height":94,"caption":"MIHARI"},"image":{"@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/#\/schema\/logo\/image\/"},"sameAs":["https:\/\/web.facebook.com\/miharinetwork","https:\/\/x.com\/lmmamada","https:\/\/www.youtube.com\/channel\/UCXZFMfhj2Kcflhr06CkXEVA"]},{"@type":"Person","@id":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/#\/schema\/person\/6be984ae4b76495a6dd0c97a929e2092","name":"Gu\u00e9nol\u00e9 Ravelomahafaly","image":{"@type":"ImageObject","inLanguage":"en-US","@id":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/52dd04be57ae651bd1f1f7047f1bc5a39b438d431abcc0f6e32a8f3c477932bf?s=96&d=mm&r=g","url":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/52dd04be57ae651bd1f1f7047f1bc5a39b438d431abcc0f6e32a8f3c477932bf?s=96&d=mm&r=g","contentUrl":"https:\/\/secure.gravatar.com\/avatar\/52dd04be57ae651bd1f1f7047f1bc5a39b438d431abcc0f6e32a8f3c477932bf?s=96&d=mm&r=g","caption":"Gu\u00e9nol\u00e9 Ravelomahafaly"},"url":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/author\/guenole\/"}]}},"_links":{"self":[{"href":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4054","targetHints":{"allow":["GET"]}}],"collection":[{"href":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts"}],"about":[{"href":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/types\/post"}],"author":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/users\/151"}],"replies":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/comments?post=4054"}],"version-history":[{"count":0,"href":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/posts\/4054\/revisions"}],"wp:featuredmedia":[{"embeddable":true,"href":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media\/4052"}],"wp:attachment":[{"href":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/media?parent=4054"}],"wp:term":[{"taxonomy":"category","embeddable":true,"href":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/categories?post=4054"},{"taxonomy":"post_tag","embeddable":true,"href":"https:\/\/mihari-network.org\/en\/wp-json\/wp\/v2\/tags?post=4054"}],"curies":[{"name":"wp","href":"https:\/\/api.w.org\/{rel}","templated":true}]}}